# Mameno ny vavany D.H: "manisy hanina ny vavany" na "mihinana" # tsy feno ny homany D.H: "tsy afa-po amin'ny homany izy" # inona no tombon-tsoa ananan'ny olon-kendry amin'ny adala? Ny fahendren'ny olon-kendry dia tsy mampiseho azy fanampy fialofana. D.H: "ny olona hendry dia tsy manana tombony eo amin'ny adala." # Inona no tombon-tsoa ananan'ny mahantra na dia mahafantatra ny fomba fihetsika manoloana ny olona hafa aza izy? D.H: "Ny olona mahantra dia tsy manana tombony nadia fantany aza ny fomba fihetsika manoloana ny olon-kafa."