# dia harena angonin'ny tompony D.H: "ny tompony manangona harena" # amin'ny vintan-dratsy Mety midika 1) "na amin'ny loza" na 2) "na amin'ny fifanaraha fandraharana. # ny zanany lahy, ilay naterany, dia tavela tsy manana na inona na inona eo an-tanany. Eto ny teny "eo an-tanany" dia maneho ny fananany. D.H: "niala tsy nahazo harena ho an'ny tena zanany lahy izy"