# Nampiasa ny saiko D.H: "Nanapa-kevitra aho" na "nanamboariko ny saiko" # mba hianatra sy hitady Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny fahazotoana nianarany. # zanak'olombelona D.H: "maha olombelona" # ny asa rehetra izay natao D.H: "ny zava-drehetra izay ataon'ny olona" # entona "zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana. # fikasàna ny hanohitra ny rivotra Ny mpitoriteny dia milaza ireo zavatra izay ataon'ny olona toy ny fanandramana hisambo-jivotra na hitazon-jivotra avy amin'ny fitsofana. # Ny meloka dia tsy mety hahitsy! Ny tsy tonga tsy azo isaina! D.H: "Ny olona tsy mety hahitsin-javatra dia izay meloka! Tsy afaka hanisa izay tsy eo izy ireo!"