# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no faran'ny laha-tenin'i Mosesy. # Miravoravoa, ianareo ry firenena Mosesy dia miresaka amin'ireo vahoakan'ny firenena rehetra toy ny hoe mihaino izy ireo. # fa hamaly ny ràn'ny mpanompony Izy; hamaly faty ireo fahavalony Izy Eto ny hoe "ràn'ny mpanompony" dia maneho ny ain'ireo mpanompony tsy manan-tsiny izay novonoina. DH: "fa hamaly faty amin'ireo fahavalony izay namono an'ireo mpanompony Izy"