# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy. # Hampahory any ivelany ny sabatra Eto ny hoe "sabatra" dia maneho ny tafiky ny fahavalo. DH: "Rehefa any ivelany ireo Israelita, dia hamono azy ireo ny tafika fahavalo" # hanao tahaka izany koa ny fampihorohoroana Yaveh dia miresaka ny hoe matahotra toy ny hoe olona izay miditra ao an-trano ary mamono an'ireo izay mipetraka ao izany. DH: "ho faty ianao satria matahotra" # tovolahy sy ny virijiny izany, ny zaza minono, ary ny lehilahy fotsy volo Ireo dia mamaritra ny olona samihafa taona ary nampiarahina mba hilazana fa ho faty avokoa ny karazan'olona rehetra. # hatsahatro tsy ho eo amin'ny olombelona ny fahatsiarovana azy ireo "hataoko adinon'ny olona rehetra ny momba azy ireo"