# Sihona, ilay mpanjakan'i Hesbona, sy Oga, ilay mpanjakan'i Basana Adikao toy ny tao amin'ny 1:3 ireo anarana ireo. # nivoaka mba hiady amintsika Eto ny hoe "isika" dia maneho an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely. # tandremo ireo tenin'ity fanekena ity ary ataovy izany Mitovy hevitra ireo fehezanteny roa ireo ary manamafy fa ny olona dia mila mankato ireo didin'i Yaveh. DH: "ankatoavy ireo tenin'ny fanekeny rehetra"