# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # ozona, fisafotofotoana, ary ireo fitenenana mafy "loza, tahotra, ary fahakiviana." # amin'izay rehetra kasihin'ny tananao Fomba fiteny ity. DH: "amin'ny zavatra rehetra ataonao" # mandra-paharinganao DH: "mandra-paharinganan'ireo fahavalonao anao" # hahafoizanao Ahy Eto ny hoe "Ahy" dia maneho an'i Yaveh. # Hampifikitra aminao "hampitoetra ao aminao"