# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # somotr'aviavy Ireo dia zavatra izay afatotra miaraka ary hahantona isakin'ny faran'ny zoron'ilay akanjo. lava # akanjo lava akanjo lava izay anaovan'ny olona ivelan'ny akanjony hafa.