# Fetin'ny Fialofana Anarana hafa hiantsoana ity fety ity ny hoe "Fetin'ny Tabernakely," "Fetin'ny Trano heva," ary "Fetin'ny Fanangoana." Manditry ny foatoam-pojinjana, dia mametratra fialofana vonjimaika eny an-tsaha ny mpamboly. Ilay fety dia miseho aorian'ny fijinjana farany amin'ny taona. # fito andro "7 andro" # ao anatin'ny vavahadinareo Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ireo tanĂ na mihitsy. DH: "ao amin'ireo tanĂ nanareo"