# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh "hiravoravo eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh" # ireo Levita izay ao amin'ny vavahadinao Eto ny hoe "vavahady" dia entina hanehoana ilay tanĂ na mihitsy. DH: "ireo Levita izay mipetraka ao amin'ny tanĂ nanao" na "ireo Levita miara-miaina aminao" # satria tsy manana anjara na lova eo aminao izy Yaveh tsy hanome tany ho an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe ray tsy nanome lova azy ireo. # satria tsy manana anjara izy Eto ny hoe "izy" dia maneho an'i Levy. Levy dia maneho ny taranany iray manontolo. DH: "tsy manana anjara izy ireo."