# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # didy aman-dalàko rehetra Ireo didy sy lalàna izay homen'i Mosesy ao amin'ny Deotoronomia 12-26 ireo. # apetrako eo anoloanareo anio Tsy midika akory ity hoe vaovao ireo. Mosesy dia mamerina mijery ireo didy sy lalàna izay nomeny 40 taona lasa. # apetrako eo anoloanareo Ireo didy sy lalàn'Andriamanitra, izay ambaran'i Mosesy amin'ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay apetrak'i Mosesy eo anoloan'ny olona. DH: "izay omeko anareo"