# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely momban'izay nitranga tany aloha. # tahaka ny tamin'ny voalohany ny "voalohany" dia isa. Eto izany dia maneho ny fotoana voalohany niakaran'i Mosesy tany amin'ny Tendrombohitra Sinay mba handray ireo vato fisaka avy amin'i Yaveh. "tahaka ny nataoko tamin'ny voalohany" # efapolo andro sy efapolo alina "40 andro sy 40 alina" # handringana anao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # haka ny tany "haka fananana ilay tany" # ireo razambeny Ity dia maneho an'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba. # fa homena azy ireo "izay homeko anareo, taranak'izy ireo"