# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely momban'izay nitranga tany aloha. # tamin'izany fotoana izany "rehefa avy nivavaka aho" # voalohany ny "voalohany" dia isa. Maneho ireo vato fisaka voalohany izay novakian'i Mosesy izany. # aty an-tendrombohitra Eto ny hoe "tendrombohitra" dia maneho ny Tendrombohitra Sinay.