# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray izy ireo. # ianao dia firenena izay voatokana Yaveh misafidy ny vahoakan'Israely mba ho Azy amin'ny fomba miavaka dia resahana toy ny hoe atokan'i Yaveh amin'ireo firenena hafa rehetra izy ireo. # eran'izao tontolo izao Fomba fiteny ity. DH: "izay miaina eto an-tany"