# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita # Tsy hitsapa an'i Yaveh Eto ny hoe "mitsapa" dia midika hoe mihantsy an'i Yaveh ary manery Azy hanaporofo ny tenany. # Masaha Anaran-toeran any an'efitra ity. Ny mpadika teny dia mety hanampy fanazavana izay manao hoe: "Ny anarana hoe 'Masaha' dia midika hoe 'mitsapa'"