# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # henoy ireo Eto ny hoe "henoy" dia midika hoe mankatoa, ary ny hoe "ireo" dia maneho ireo didin'i Yaveh. DH: "henoy ireo didy, lalàna, ary fitsipik'i Yaveh" # tandremo "ankatoavy" # tany tondra-dronono sy tantely Fomba fiteny ity. DH: "tany izay feno ronono sy tantely mikoriana" na "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy fambolena"