# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresak amin'ny vahoakan'Israely. Izy dia miresaka toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Fa avy any "Fa rehefa any amin'ireo firenena hafa ireo ianareo" # rehefa mitady Azy ianareo "rehefa tena miezaka mitady Azy ianareo" na "rehefa tena miezaka ny hahafantatra Azy ianareo"