# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha. # Fa tezitra tamiko Yaveh noho ianao Ity dia maneho ny fotoana tsy nankatoavan'i Mosesy an'izay nolazaiin'i Yaveh azy mba hatao satria tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Mosesy. Adikao toy ny tao amin'ny 1:37 ity. # Pisga Adikao toy ny tao amin'ny 3:17 ity.