# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manaohy ny fampahafantarana fototra momban'ilay tany izay azon'ny vahoakan'Israely ity. # Jaira Anaran'olona ity. # Gesorita sy Makatita Vondron'olona izay nipetraka tany andrefan'i Basana ireo. # Havota-jaira Ireo mpadikateny dia mety manao fanamarihana izay milaza hoe: "Ny anarana 'Havota-jaira' dia midika hoe tanĂ nan-dain'i Jaira' na 'faritr'i Jaira.'"