# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely. # teo am-pelatanan'ireo mpanjaka roa Eto ny sarin-teny hoe "teo am-pelatanana" dia midika hoe "teo amin'ny fifehezan'ny." DH: "teo amin'ny fifehezan'ireo mpanjaka roa" na "teo amin'ireo mpanjaka" # Amorita ... Basana ... Edrehy ... Oga "vahoaka Amorita ... tanin'i Basana ... tanànan'i Edrehy ... Oga Mpanjaka" Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:3 ireo. # tany an-dafin'i Jordana Ity dia maneho ny tany manerana ny Renirano Jordana, mankany atsinanan'Israely. Mosesy dia tany atsinanan'i Jordana rehefa niteny ity izy. DH: '"atsinanan'ny Renirano Jordana" Adikao toy ny ao amin'ny 1:1 ity. # Lohasahan'i Arona Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:24 ireo teny ireo. # Tendrombohitra Hermona ... Siriona ... Senira Ireo rehetra ireo dia anarana tendrombohitra iray ihany izay any amin'ny morony avaratr'i Basana. # tany lemaka Ity dia tany avo, fisaka eo anelanelan'ny Renirano Arnona sy Tendrombohitra Gileada. # Saleka Anaran-tanàna akaikin'i Edrehy ity.