# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manomboka manome fampahafantarana fototra momban'ny olona ao amin'ilay tany ny mpanoratra. Tsy ao anatin'ny tenin'i Mosesy amin'ireo Israelita ireo teny ireo. # Nonina tany ny Emima ... Emima izy ireo. Ireo teny ireo dia manome fampahafantarana fototra momban'ny olona Emima, izay nipetraka tany amin'ilay tany talohan'ireo Moabita. Ny fiteninao dia mety manana fomba miavaka hanamarihana fampahafantarana fototra. # Emima ... Refaita Ireo dia anarana vondron'olona izay noraisina ho vaventy sy lava. # Anakita Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:26