# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Mosesy. # ireo rahalahinareo ianareo, dia ny taranak'i Esao "ireo havanareo, dia ireo taranak'i Esao" # efa nomeko an'i Esao ho fananana ny Tendrombohitra Seira Yaveh dia mampatsiahy ireo Israelita fa nomeny an'ireo taranak'i Esao io faritany io