# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # tsy manana fahalalana ny amin'ny tsara sy ratsy Tsy mbola mahalala ny tsara sy ratsy izy ireo. # miverena ary mandehana "miodìna ary miverena amin'ny lalana izay niavianao"