# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # Raha mbola teo am-bavan'ny mpanjaka ireo teny Ny fomba fiteny dia midika fa ny mpanjaka dia mbola teo am-pitenenana. DH: "Raha mbola teo am-pitenenana ny mpanjaka" # nisy feo avy any an-danitra "naheno feo avy any an-danitra izy" # Ry Nebokadnezara mpanjaka... efa nesorina taminao DH: "Ry Nebokadnezara mpanjaka, nivoaka hanohitra anao ny didy fa tsy anao intsony ity fanjakana ity" # Ho roahina tsy ho eo amin'ny vahoaka ianao DH: "Hanenjika anao tsy ho eo amin'izy ireo ny vahoaka." # ny olona iriany "na iza na iza safidiany."