# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # manjaka ny lanitra Eto ny hoe "lanitra" dia ilazana an'Andriamanitra izay monina any an-danitra. DH: "Andriamanitra any an-danitra no mpanapaka ny rehetra" # aoka ny torohevitro ho azo ekena aminao DH: "mba ekeo ny torohevitro tompoko" # Mivilia amin'ireo helokao Eto ny mandà heloka dia lazaina toy ny mivily miala amin'iny. DH: "Mandàva ireo helokao" # amin'ireo nampahoriana Io anarana mpamari-toetra io dia ilazana ny olona izay nampahoriana. DH: "ny olona izay nampahoriana" # izany dia mba ho afaka hihitatra ny fahombiazanao DH: "Mba hanitatra ny fahombiazanao anie Andriamanitra."