# nomen'Andriamanitra azy ireo ny fahalalana sy fahalalinan-tsaina Afaka averina arafitra izany ka ny teny takarina hoe "fahalalana" sy "fahalalinan-tsaina" dia afaka avoitra amin'ny matoanteny hoe "mianatra" sy "mahazo". DH: "Nomen'Andriamanitra fahafahana hianatra sy hahazo mazavy ny amin'izany izy ireo" # ny literatiora rehetra sy ny fahendrena Fanitarana izany mba hanehoana fa nahazo fanabeazana sy fahaizana tena tsara izy ireo.