# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia mampazava izay nambaran'Andriamanitra ankehitriny fa Kristy dia nanakalo ny fahamasinany tamin'ny fahotan'ireo mpino Jentilisa. # ianareo ihany koa "Ary ianareo mpino Kolosiana ihany koa" # dia vahiny tamin'Andriamanitra "tahaka ny olona izay tsy fantatr'Andriamanitra" na "nanilika an'Andriamanitra" # mba hanaovana anareo ho masina, tsy hanam-pondro eo anatrehany, ary nanala baraka azy noho ny fanaratsiana Paoly dia mamaritra ireo Kolosiana ho voadio ara-batana tamin'ny alalan'i Jesosy, nampiakanjo madio azy ireo, ary nitondra azy ireo eo anoloan'Andriamanitra Ray. # tsy hanam-pondro ... ary nanala baraka Paoly dia mampiasa ireo teny roa ireo izay mitovy dika tanteraka mba hanamafisana ny fahatsarana. DH: "tonga lafatra" # eo anatrehany Io fitenenana momba ny toerana io dia maneho ny hoe: "eo imason'Andriamanitra" na "ao an-tsain'Andriamanitra" # izay nambara izay nambaran'ireo mpino # tamin'ny olona rehetra nohariana ambanin'ny lanitra "amin'ny olona rehetra eto an-tany" # filazantsara izay, nahatonga ahy, Paoly, ho mpanompo Paoly dia mpanompon'Andriamanitra ankehitriny. DH: "ny filazantsara dia hoe: Izaho, Paoly, manompo an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fitoriana"