# Nahoana ianareo no maniry ny andron'i Yaveh? DH: "Tsy tokony haniry ny andron'i Yaveh ianareo!" # Ho fahamaizinana izany ary tsy hisy hazavana "Zavatra ratsy, tsy tsara, hitranga amin'izany andro izany" # Moa ve ny andron'i Yaveh tsy aizina fa tsy hazavana? DH: "Ho fahamaizinana fa tsy fahazavana ny andron'i Yaveh!" na "Zavatra ratsy, tsy tsara, mety hitranga amin'ny andron'i Yaveh!"