# nanohitra ny fanirian'izy ireo "nitaraina ny amin'izay tian'ny manampahefana romanina ho atao" # voatery aho nampiantso an'i Kaisara DH: "Nangataka an'i Kaisara aho hitsara ahy" # na dia tsy toy ny hoe nitondra fiampangana hanohitra ny fireneko aza DH "saingy tsy hoe satria te hiampanga ny vahoakan'ny fireneko teo anoloan'i Kaisara aho" # nohon'ny fahatokisan'Israely momba ny hamatorana ahy amin'ity rojo ity. DH: "fa voafonja aho"