# nanozongozona ilay biby ho anaty afo "naninjitra ny tànany mba hilatsahan'ilay bibilava tao anaty afo" # ho voan'ny tazo halemy ny vatany noho ilay poizina bibilava # niova hevitra izy ireo DH: "niverina nandinika indray izy ireo" # izy dia andriamanitra. DH: "ary hoy izy, 'io lehilahy io dia mety ho andriamanitra"