# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nitohy hatrany ny oram-baratra. # Rehefa tonga ny alina faha-efatra ambin'ny folo DH: "Taorian'ny 14 andro taorian'ny nanombohan'ny orambe, tamin'io alina io" # ny ranomasin'ny Adrea Ranomasina eo anelanelan'Italia sy Gresy. # naka refin-drano "Nandrefy ny halalin'ny rano mena izy ireo" Nandrefy ny halalin'ny rano izy ireo tamin'ny fandatsahana tady hijerena ny fiafaran'ilay izy anaty rano.