# Tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao Ny andian-teny hoe "mijoro eo anoloan'i Kaisara" dia midika hoe mandeha any amin'ny fitsarana i Paoly ary hamela an'i Kaisara hitsara azy. DH: "Tsy maintsy mitsangana eo anoloan'i Kaisara ianao mba hahafahany hitsara anao" # nanome anao ireo rehetra miantsambo miaraka aminao "nanapa-kevitra ny hamela ireo rehetra niaraka taminao hiaina" # araka izay voalaza tamiko izany DH: " araka ny nolazain'ny anjely tamiko izany"