# zanaka lahin'ireo Fariseo DH: "ary Fariseo ny raiko sy ireo razako" # ny fitsanganan'ny maty izay hitsarana ahy DH: "ireo izay efa maty dia ho velona indray" # hitsarana ahy DH: "ianareo dia hitsara ahy" # ny vahoaka dia nizara "nisy fifandirana teo amin'ny samy vahoaka" # Fa ireo Sadoseo dia niteny fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty, tsy misy ireo anjely, ary tsy misy ireo fanahy, nefa ireo Fariseo Io dia fanazavana momba ireo Sadoseo sy ireo Fariseo.