# Fampifandraisana ny foto-kevitra namarana ny fangatahany tamin'i Paoly i Jakoba sy ireo loholona tany Jerosalema. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Jakôba sy ireo loholona. # tokony hitandrina ny tenany amin'ny zavatra vita sorona ho an'ny sampy izy ireo, avy amin'ny rà, avy amin'izay nokendaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Ireo rehetra ireo dia fitsipika momba izay azon'izy ireo hoanina. Tsy mahazo mihinana henam-biby fatao sorona ho an'ny sampy izy ireo, hena mbola rà ao anatiny, ary ny hena avy amin'ny biby nokendaina satria mbola misy rà eo amin'ny henany. # alain'i Paoly ireo lehilahy Ireo no 4 lahy izay nanao voady. # nanadio ny tenany niaraka tamin'izy ireo Mialohan'ny idirana ao amin'ny faritry ny tempoly ireo Jiosy dia tokony ho madio ara-pomba sy madio ara-dalàna. Io fanadiovana io dia natao tamin'ireo Jiosy nifandray tamin'ireo Jentilisa. # niditra tao an-tempoly Tsy niditra tao amin'ny tempoly izy ireo fa ny mpisoronabe ihany no afaka niditra. Niditra tao an-kianjan'ny tempoly izy ireo. DH: "niditra tao amin'ny tokotanin'ny tempoly" # andron'ny fanadiovana Izany dia dingana fanadiovana samihafa izay takiana amin'izy ireo mba hotanterahina mba ahafahana miditra ao amin'ny faritry ny tempoly. # mandra-panatitra ny fanatitra DH: "mandra-panatitra ireo biby atao sorona"