# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Lioka sy ireo mpino hafa akotran'i Paoly. # Inona no ataonareo, mitomany sy mandratra ny foko Nametraka ity fanontaniana ity i Paoly mba hampisehoana amin'ireo mpino fa tsy tokony hitsahatra handresy lahatra azy izy ireo. DH: "Atsaharo izay ataonareo. Ny tomaninareo dia mandratra ny foko" # amin'ny anaran'i Tompo Jesosy Eto ny "anarana" dia manondro ny tenan'i Jesosy. DH: "noho ny amin'i Jesosy Tompo" na "satria mino an'i Jesosy Tompo aho" # tsy naniry ny horesen-dahatra DH: ": "tsy naniry ny handresenayy lahatra azy tsy hankany Jerosalema" # Aoka ho tanteraka ny sitra-pon'ny Tompo DH: "Aoka hitranga avokoa ny zava-drehetra araka ny efa nanomanan'ny Tompo azy"