# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no fanombohan'ny fotoanan'i Paoly tany Kaisaria. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo. # tonga tany Ptolemaisy izahay Ptolemaisy dia tanĂ na iray any atsimon'i Tyro, Libanona. Ptolemaika dia andro maoderina Akra ao Isaraely. # ireo rahalahy "mpino namana" # iray tamin'ireo fito Ny "fito" dia manondro ireo lehilahy voafidy mba hizara sakafo sy hanampy ireo mananotena ao amin'ny 6: 5. # io lehilahy io "i Filipo" tao amin'ny andininy faha-8 # nanan-janaka vavy virjiny efatra izay naminany "zanakavavy virijina efatra izay nandray ary mampianpita ny hafatra avy amin'Andriamanitra"