# Fampifandraisana ny foto-kevitra Lioka dia nitantara momba ny rotaka iray izay nipoaka rehefa tany Efesosy i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Efesosy dia nanana tempoly lehibe natokana ho an'i Diana, andriamanibavy, izay adika hoe "Artemisy" amin'ny teny grika indraindray. Diana dia andriamanibavin'ny fahavokarana. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Demetrio dia nampidirina ao amin'ny tantara. Ny andininy faha-24 dia mampahafantatra mazava ny momba an'i Demetrio. # nisy fanelingelenana lehibe "lasa nalahelo be ireo olona" # ny lalana Izany dia teny ampiasaina hanondroana ny Kristianisma. Jereo ny nandikanao ity lohateny ity tamin'ny 9: 1. # antsoina hoe Demetrio Izany no anaran'ny lehilahy iray. Demetrio dia mpanefy volafotsy tany Efesosy izay nanohitra an'i Paoly sy ny fiangonana teo an-toerana.