# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo Jiosy tsy mpino dia nitondra an'i Paoly ho tsaraina to anatrehan'i Galio. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny I Akaia dia faritany izay nisy an'ny Korinty. Io tanĂ na ngeza any amin'ny atsimon'i Grika sy ny renivohitra ilay farintany. # Galio Izany no anaran'ilay lehilahy # ireo Jiosy Izany dia manondro ireo mpitarika Jiosy izay tsy nino an'i Jesosy. # nitondra azy teo anatrehan'ny toeram-pitsarana Naka an-kery an'i Paoly ireo Jiosy mba ho entina eo anatrehan'ny fitsarana. Ny "toeram-pitsarana" eto dia ny toerana izay nipetrahan'i Galilio rehefa fanapahan-kevitra tao amin'ny fitsarana. DH: "niara-nitsangana ireo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra azy teo anatrehan'ny toeram-pitsarana