# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny voalohany hoe "azy" dia manondro an'i Titosys Josto. Ny teny faharoa hoe "azy" dia manondro an'i Krispo. # manompo an'Andriamanitra Ny mpivavaka amin'Andriamanitra dia Jentilisa izay mankalaza an'Andriamanitra ary manaraka azy saingy tsy voatery hankatò ny lalàna jiosy rehetra. # mpitarika ny synagoga, Olona izay manohana sy mitantana ny synagoga, tsy voatery ho mpampianatra. # rehetra izay nipetraka tao amin'ny tranony Eto ny trano" dia manondro ireo olona. DH: "ireo olona izay nipetraka niaraka taminy tao an-tranony"