# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia ampahany amin'ny tantara momba ny dia nataon'i Paoly fony izy nankany Korinto. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nampidirina ao anatin'ny tantara'i Akoila sy Prisila ary ny andininy faha 2 sy 3 dia manome fampahalalana fototra momba azy ireo. # Ary tao aorian'ireo zavatra ireo "Taorian'ireny zava-nitranga nitranga tany Atena ireny" # Atena Anisan'ny tanĂ na manan-danja indrindra any Gresy i Atena. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 17:13. # Nihaona tamina Ireo mety azo handikana azy 1) i Paoly dia nahita tsy nahy na 2) Nahita tampoka. # Jiosy nantsoina hoe Akoila Eto ny teny hoe "iray" dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara. # tera-tany Ponto Ponto dia faritany atsimon'ny Ranomasina Mainty. # izay vao tonga Mety ho tamin'ny herintaona angamba izany. # Italia Izany no anaran'ny tany. Roma no renivohitr'i Italia. # i Klaodio nandidy Klaodio no mpanjaka romanina tamin'io vanim-potoana io. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 11:27.