# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "Isika," "isika" ary "atsika" dia manondro ireo mpino tao amin'ny fiangonana tao Jerosalema. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "antsika" dia manondro ireo mpino tao amin'ny fiagonana tao Jerosalema, ao anatin'izany koa ireo mpino Jentilisa izay nanorotan'izy ireo. # ireo olona sasany dia niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika "Lehilahy izay tsy nobaikontsika" # nanelingelina anareo tamin'ireo fampianarana izay nampikorontana ny fanahinareo Eto ny : fanahy" dia manondro ireo olona. DH: "nampianariko ireo zavatra izay nanenligenlina ahy" # izahay rehetra dia efa nanaiky ny hifidy "niara-nanaiky isika" # hifidy ireo lehilahy ireo lehilahy izay nalefany dia Joda, Barnabasy ary Silasy. # ho an'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika Eto ny "anarana" dia manondro ny olona iray manontolo. DH: "satria mino an'i Jesosy Kristy Tompontsika izy ireo" na "noho izy manompo an'i Jesosy Kristy Tompontsika"