# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanomboka niresaka tamin'ireo Apostoly sy loholona i Jakoba. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy. # Ry rahalahy "namana mpino" # mba haka amin'izy ireo olona "mba hahafahany misafidy vahoaka iray amin'izy ireo" # ho an'ny anarany. "ho an'ny anaran'Andriamanitra." Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro an'Andriamanitra. DH: "ho an'ny tenany"