# ireo teny ireo ihany Eto ny "ireo teny ireo ihany" dia manambara ilay hafatra nolazain'i Paoly. DH: "Ilay hafatra io ihany" # Rehefa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga Ireo mety handikana azy 1) Satria i Paoly sy Barnabasy dia nandao" na 2) Nandao ny fivoriana i Paoly sy Barnabasy talohan'ny nifaranany ary izany dia nitranga taty aoriana. # ireo proselita reo dia olona tsy Jiosy izay niova fo ho amin'ny Jodaisma. # mba hanohy ao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra Midika izany fa nino ny hafatr'i Paoly izy ireo fa i Jesosy no Mesia. DH: "hanohy hatoky fa mamela ny fahadisoan'ny olona Andriamanitra noho ny nataon'i Jesosy"