# Izany koa no nahatonga azy niteny tao amin'ny salamo hafa Takatr'ireo mpihaino an'i Paoly fa io Salamo io dia manondro ny Mesia. DH: "Ao amin'ny Salamo hafa an'i Davida, dia nilaza koa izy momba ny Mesia" # Izany koa no nahatonga azy niteny "Hoy koa i David." David no mpanoratra ny Salamo faha-16 izay nangalana io teny io. # Tsy hamela ilay Masina hahita ny lo ianao DH: "Tsy hamela ny vatan'ilay Masinao ho lo ianao" # Tsy hamela Eto i Davida dia miresaka amin'Andriamanitra. # ireo fanirian'Andriamanitra "nanao izay nangatahan'Andriamanitra ho ataony" na "nanap izay nahafinaritra an'Andriamanitra" # resin-tory izy DH: "maty izy" # nampandriana niaraka tamin'ireo rainy izy "nalevina niaraka tamin'ireo razambeny izay efa maty izy" # niharan'ny fahasimbana DH: "tsy ho lo ny vatany" # Fa izy izay "fa i Jesosy izay" # niharan'ny fahasimbana DH: 'tsy ho lo"