# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia ampahany vaovao amin'ny tantara momba an'i Paoly tany Antiokia tao Pisidia. # Fampahafantarana amin'ny anlapobeny Ny andininy faha-13 sy faha-14 dia manome fampahalalana fototra mikasika io ampahany amin'ny tantara io. # Fampahafantarana amin'ny anlapobeny "Paoly sy ireo namay" dia i Barnabasy sy i Jaona Marka (antsoina koa hoe Jaona). Hatramin'io fotoana io, i Saoly dia nantsoina hoe Paoly ao amin'ny Asan'ny Apostoly. Ny anaran'i Paoly dia voarakitra voalohany izay manondro fa lasa mpitarika ny vondrona izy. Zava-dehibe ny mitazona izany filaharana izany amin'ny fandikana. # niantsambo avy Pafosy "nandeha sambo avy any Paphos" # Fa Jaona kosa nandao azy ireo Fa Jaona kosa nandao an'i Paoly sy Barnabasy" # Antiokan'i Pisidia "ny tanànan'i Antioka ao amin'ny distrikan'i Pisidia" # Taorian'ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany Ny "lalàna sy ireo mpaminany" dia manondro ny ampahany amin'ny soratra masina jiosy izay novakiana. DH: "Taorian'ny namakian'ny olona iray ny bokin'ny lalàna sy ny asa soratry ny mpaminany" # nandefa hafatra tany amin'izy ireo "niteny olona mba hilaza" na "nangataka olona iray hilaza" # Ry rahalahy Ny teny hoe "Ry rahalahy" dia ampiasain'ny olona tao amin'ny synagoga mba hilazana an'i Paoly sy i Barnabasy amin'ny namana Jiosy. # raha manana hafatra fampaherezana "raha te hilaza zavatra ianao mba hampahery anay"