# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia manondro ireo mpino ao amin'ny fiangonana any Antiokia. # Noho izany Ity teny ity dia midika hoe nanamarika hetsika iray izay nitranga noho ny zavatra hafa nitranga teo aloha. Tamin'ity tranga ity dia nandefa vola izy ireo noho ny faminanian'i Agabo na ny mosary. # araka ny fahafahan'ny tsirairay avy Ny olona ambony kokoa dia nanome betsaka; ny mahantra dia nanome kely. # ireo rahalahy tany Jodia "ireo mpino tao Jodia" # tamin'ny tanan'i "teo ambany fihahian'i "