# Fampahafanatarana amin'ny ankapobeny Ny teny "isika" eto dia manondro an'i Petera sy ireo Apostoly ary ireo mpino izay niaraka tamin'i Jesosy Kristy tamikn'Izy mbola tety an-tany. # Fampahafanatarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy" dia manondro an'i Jesosy. # tany amin'ny tanin'ny Jiosy Izany dia manondro indrindra an'i Jodia tamin'izany fotoana izany. # Novonoin'izy ireo "izay novonoin'ireo mpitarika Jiosy" # fanantonana azy teo amin'ny hazo Io dia fomba fiteny hafa izay maneho ny fanomboana. DH: "namantsika Azy teo amin'ny hazo fijaliana" # Io lehilahy io "Jesosy" # Andriamanitra nanangana "Andriamanitra no nampiaina indray" # tamin'ny andro fahatelo "tamin'ny andro fahatelo taorian'ny nahafatesany" # nanao izay hahitana azy "nampahafantatra azy" # nitsanganany tamin'ny maty "nitsangana tamin'ny maty." Ny fehezanteny "tamin'ny maty" dia manondro ireo fanahin'ireo izay efa maty. Ny hoe mba hiverina ho anisan'izy ireo dia midika fa ho velona indray.