# ora faha sivy "amin'ny telo tolakandro". Ity no fotoam-bavaka hariva mahazatra ho an'ireo Jiosy. # nahita mazava "Nahita mazava tsara i Kornelio" # Ireo vavakao sy ireo fanomezanao ho an'ny mahantra dia tafakatra ho fanati-pahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra Izany dia midika fa noraisinAndriamanitra ireo fanomezany sy ireo vavaka nataony. DH: "Andriamanitra dia mankasitraka ireo vavaka ataonao sy ireo fanomezanao ... ho fanati-pahatsiarovana azy" # mpandoko hoditra olona izay mpanambotra hoditra azo avy amin'ny hoditra biby