# nefa natahotra azy daholo ireo DH: "saika ny ankamaroan'izy ireo" # am-pasahiana tamin'ny anaran'i Jesosy Izany dia fomba iray hilazana fa izy dia tsy natahotra ny nitory na nampianatra ny hafatry ny filazantsaran'i Jesoa Kristy. DH: "nitory ampahibemaso ny hafatra momba an'i Jesosy"