# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no mamarana ny tantaran'i Stefana. # raiso ny fanahiko "alaivo ny fanahiko." Tsara raha ampina "mba miangavy" mba ampisehoana fa fangatahana io. DH: "mba miangavy, raiso ny fanahiko" # Nandohalika izy Izany dia fihetsika atao ampisehoana fa manaiky an'Andriamanitra. # aza tazomina izao ota izao hanoherana azy ireo DH: "avelao ny helok'izy ireo tamin'izao ota izao # Resitory Io dia fomba fiteny mihaja nentina hilazana hoe "maty"